Eduardo Paes: The 4 commandments of cities

65,881 views ・ 2012-04-26

TED


Please double-click on the English subtitles below to play the video.

00:00
Translator: Jenny Zurawell
0
0
7000
Translator: Andriankoto Ratozamanana Reviewer: andry ravololonjatovo
00:15
It's a great honor to be here.
1
15260
3000
Voninahitra lehibe ho ahy ny mijoro eto.
00:18
It's a great honor to be here talking about cities,
2
18260
2000
Voninahitra lehibe ho ahy ny fahazoako miresaka ireo tanan-dehibe,
00:20
talking about the future of cities.
3
20260
3000
ny miresaka ny hoavin'ireo tanan-dehibe.
00:23
It's great to be here as a mayor.
4
23260
2000
Voninahitra lehibe ho ahy ny mijoro eto amin'ny maha ben'ny tanana ahy.
00:25
I really do believe that mayors have the political position
5
25260
3000
Inoako tokoa fa ny ben'ny tanana dia manana toerana politika ahafahany
00:28
to really change people's lives.
6
28260
3000
manova marina ny fiainan'ny olona.
00:31
That's the place to be.
7
31260
2000
Eto no tokony hijoroana.
00:33
And it's great to be here as the mayor of Rio.
8
33260
3000
Ary mahafinaritra ny mijoro eto amin'ny maha ben'ny tananan'ny Rio ahy.
00:36
Rio's a beautiful city,
9
36260
2000
Rio dia tanan-dehibe mahafinaritra,
00:38
a vibrant place, special place.
10
38260
2000
toerana feno fiainana, toerana hafa kely
00:40
Actually, you're looking at a guy
11
40260
2000
Amin'izao fotoana izao ianao dia mijery lehilahy
00:42
who has the best job in the world.
12
42260
2000
manana ny asa tsara indrindra eran-tany.
00:44
And I really wanted to share with you
13
44260
2000
Androany aho dia hizara aminareo
00:46
a very special moment of my life
14
46260
2000
fotoana manan-tantara tamin'ny fiainako
00:48
and the history of the city of Rio.
15
48260
2000
ary koa ny tantaran'ny tananan'i Rio.
00:50
(Video) Announcer: And now, ladies and gentlemen,
16
50260
3000
(Video) Mpanolotra: Amin'izao fotoana izao, tompokolahy sy tompokovavy,
00:53
the envelope containing the result.
17
53260
2000
ny valopy misy ny valiny.
00:55
Jacques Rogge: I have the honor to announce
18
55260
2000
Jacques Rogge: Voninahitra ho ahy ny manambara
00:57
that the games of the 31st Olympiad
19
57260
3000
fa ny Lalao Olimpika faha- 31
01:00
are awarded to the city of Rio de Janeiro.
20
60260
4000
dia hatao ao amin'ny tanànan'i Rio de Janeiro.
01:04
(Cheering)
21
64260
6000
(Tehaka mirefodrefotra)
01:10
EP: Okay, that's very touching, very emotional,
22
70260
3000
EP: Eny, mampihetsi-po tokoa, ary tena manohina,
01:13
but it was not easy to get there.
23
73260
2000
fa tsy mora ny nahatongavana tamin'izany.
01:15
Actually it was a very hard challenge.
24
75260
3000
Eto aho dia milaza fa fanamby lehibe tokoa no nahazoana izany.
01:18
We had to beat the European monarchy.
25
78260
3000
Nila nandresy ny fanjakan'ny eropeanina.
01:21
This is Juan Carlos, king of Spain.
26
81260
3000
Indro i Juan Carlos, mpanjakan'i Espagne.
01:24
We had to beat the powerful Japanese with all of their technology.
27
84260
3000
Tsy maintsy nandresy ny firenena matanjaka japoney sy ireo teknolojiany izahay.
01:27
We had to beat the most powerful man in the world
28
87260
3000
Tsy maintsy noresena ihany koa ny lehilahy mahery indrindra eran-tany
01:30
defending his own city.
29
90260
3000
izay miaro ny tananany
01:33
So it was not easy at all.
30
93260
2000
Tsy azo lazaina hoe mora izany.
01:35
And actually this last guy here said a phrase a few years ago
31
95260
3000
Ary ity farany dia nilaza izao fehezan-teny izao taona vitsivitsy lasa izay
01:38
that I think fits perfectly to the situation
32
98260
3000
izay inoako fa mifanentana tsara amin'izao
01:41
of Rio winning the Olympic bid.
33
101260
2000
fahazoan'i Rio ny fifidianana ny tanàna handray ny Lalao izao.
01:43
We really showed that, yes, we can.
34
103260
4000
Nasehonay fa, "Yes, we can" [Eny, Vitatsika]
01:47
And really, this is the reason I came here tonight.
35
107260
2000
Ka indro ary ny antony maha eto ahy androany hariva.
01:49
I came here tonight to tell you
36
109260
2000
Tonga eto aho androany hariva hitantara aminareo
01:51
that things can be done,
37
111260
2000
fa azo atao ny zava-drehetra,
01:53
that you don't have always to be rich or powerful
38
113260
3000
tsy ilana akory ny fananana harena na ny hery
01:56
to get things on the way,
39
116260
2000
ahatratrarana ny tanjona,
01:58
that cities are a great challenge.
40
118260
3000
ny filazana fa mila fanamby goavana ny tanan-dehibe.
02:01
It's a difficult task to deal with cities.
41
121260
2000
Sarotra ny miasa ho an'ny tanan-dehibe.
02:03
But with some original ways
42
123260
2000
Fa misy kosa fomba miavaka
02:05
of getting things done,
43
125260
2000
hanaovan-javatra,
02:07
with some basic commandments,
44
127260
2000
miaraka amin'ny fametrahana didy tsotra,
02:09
you can really get cities
45
129260
2000
afaka tokoa ianareo manova ireny tanan-dehibe ireny
02:11
to be a great, great place to live.
46
131260
3000
ho tanana maha-tamàna.
02:14
I want you all to imagine Rio.
47
134260
2000
Tiako alainareo sary an-tsaina i Rio.
02:16
You probably think about a city full of energy,
48
136260
3000
Eritreretinareo angamba fa tanàna mihetsiketsika,
02:19
a vibrant city full of green.
49
139260
2000
tanàna feno fiainana ary maitso.
02:21
And nobody showed that better
50
141260
2000
Ary tsy nisy olona afaka nampiseho tsara izany
02:23
than Carlos Saldanha in last year's "Rio."
51
143260
2000
toy i Carlos Saldanha tao amin'ny sary mihetsika mitondra ny lohateny hoe "Rio", tamin'ny taona lasa.
02:25
(Music)
52
145260
8000
(Mozika)
02:33
(Video) Bird: This is incredible.
53
153260
2000
(Video) Vorona: Tsy mampino
02:35
(Music)
54
155260
12000
(Mozika)
02:47
EP: Okay, some parts of Rio are pretty much like that,
55
167260
2000
EP: Eny, ny ampahany sasan-tsasany amin'ny Rio dia toy izao
02:49
but it's not like that everywhere.
56
169260
3000
fa tsy izy rehetra.
02:52
We're like every big city in the world.
57
172260
2000
Izahay dia toy ny tanàna rehetra eran-tany.
02:54
We've got lots of people,
58
174260
2000
Maro be ny mponina aty aminay,
02:56
pollution, cars, concrete, lots of concrete.
59
176260
3000
ny loto, ireo fiarakodia, ireo varafasy.
02:59
These pictures I'm showing here,
60
179260
2000
Ireo sary nasehoko taminareo ireo,
03:01
they are some pictures from Madureira.
61
181260
2000
dia sarin'i Madureira.
03:03
It's like the heart of the suburb in Rio.
62
183260
2000
Hoatran'ny hoe fon'ny zanabohitr'i Rio.
03:05
And I want to use an example of Rio
63
185260
2000
Ary eto aho dia hanome ohatra misy eto Rio
03:07
that we're doing in Madureira, in this region,
64
187260
2000
zavatra hataonay any Madureira, amin'ity faritra ity
03:09
to see what we should think as our first commandment.
65
189260
3000
ahitantsika izay ho tokony ho adidy voalohany ho raisina.
03:12
So every time you see a concrete jungle like that,
66
192260
3000
Isaky ny mahita ala mikitroka vita amin'ny simenitra matevina toy itony,
03:15
what you've got to do is find open spaces.
67
195260
3000
ny tokony atao dia mitady toerana malalaka
03:18
If you don't have open spaces,
68
198260
2000
Raha toa ka tsy misy toerana malalaka
03:20
you've got to go there and open spaces.
69
200260
2000
dia mila mankany an-toerana manokatra izany.
03:22
So go inside these open spaces
70
202260
2000
Mankanesa amin'ireny toerana malalaka
03:24
and make it that people can get inside
71
204260
2000
ary ataovy izay ahafan'ny olona mankany
03:26
and use those spaces.
72
206260
2000
sy mampiasa izany toerana izany.
03:28
This is going to be the third largest park in Rio
73
208260
3000
Ho lasa toeram-pilalaovana lehibe indrindra faha-telo eto Rio
03:31
by June this year.
74
211260
2000
amin'ny volana Jiona hoavy izao.
03:33
It's going to be a place where people can meet,
75
213260
2000
Ho toerana ahafahan'ny olona mihaona,
03:35
where you can put nature.
76
215260
2000
ho toerana hisy zavaboary.
03:37
The temperature's going to drop two, three degrees centigrade.
77
217260
3000
Hiiba roa na telo degre ny mari-pàna
03:40
So the first commandment
78
220260
2000
Ny didy voalohany
03:42
I want to leave you tonight
79
222260
2000
tiako hapetraka aminareo androany hariva
03:44
is, a city of the future
80
224260
3000
dia ny hoe, ny tanan-dehibe hoavy
03:47
has to be environmentally friendly.
81
227260
3000
dia tokony haha-tamàna eo amin'ny lafin'ny tontolo iainana.
03:50
Every time you think of a city,
82
230260
2000
Isaky ny mieritreritra tanàn-dehibe ianareo,
03:52
you've got to think green.
83
232260
2000
dia tokony ho zava-maitso ny ao an-tsaina.
03:54
You've got to think green and green.
84
234260
3000
Mila mieritreritra zava-maitso ary zava-maintso hatrany.
03:57
So moving to our second commandment that I wanted to show you.
85
237260
3000
Hiroso amin'ny fanapahan-kevitra faharoa izay tiako haseho aminareo aho.
04:00
Let's think that cities are made of people,
86
240260
2000
Eritrereto hoe ny tanàn-dehibe dia nohon'ny mponina ao aminy,
04:02
lots of people together.
87
242260
2000
olona maro an'isa.
04:04
cities are packed with people.
88
244260
2000
Ny tanàn-dehibe dia feno olona.
04:06
So how do you move these people around?
89
246260
3000
Arak'izany, ahoana ny fomba hifaneraseran'ireny olona ireny ?
04:09
When you have 3.5 billion people living in cities --
90
249260
3000
Raha fantatra fa telo faingo dimy lavitr'isa no isan'ny olona miaina an-tanàn-dehibe --
04:12
by 2050, it's going to be 6 billion people.
91
252260
3000
amin'ny taona 2050, dia ho 6 lavitrisa izany.
04:15
So every time you think about moving these people around,
92
255260
2000
Ka, isaky ny mieritreritra ny fivezivezen'ireo olona ireo ianareo,
04:17
you think about high-capacity transportation.
93
257260
3000
dia mila fomba fifamoivohizana mahazaka olona maro.
04:20
But there is a problem.
94
260260
2000
Nefa misy olana.
04:22
High-capacity transportation means
95
262260
2000
Ny fananana ireo fitaovam-pifamoivoizana mahazaka olona maro ireo dia midika
04:24
spending lots and lots of money.
96
264260
3000
fandaniam-bola lehibe.
04:27
So what I'm going to show here
97
267260
2000
Ny ho asehoko anareo eto
04:29
is something that was already presented in TED
98
269260
2000
dia zavatra efa naseho teto amin'ny TED ihany,
04:31
by the former mayor of Curitiba
99
271260
2000
nasehon'ny ben'ny tanànan'i Curitiba teo aloha
04:33
who created that, a city in Brazil, Jaime Lerner.
100
273260
3000
izay namorona ity, tanàna iray eto brésil, Jaime Lerner.
04:36
And it's something that we're doing, again, lots in Rio.
101
276260
3000
Io zavatra io ihany no averinay eto Rio.
04:39
It's the BRT, the Bus Rapid Transit.
102
279260
2000
Io no antsoina hoe BRT, na koa "Bus Rapid Transit".
04:41
So you get a bus. It's a simple bus that everybody knows.
103
281260
3000
Misy Bus any aminareo. Izy ity dia toy ny bus rehetra izay efa fantatry ny olona rehetra.
04:44
You transform it inside as a train car.
104
284260
3000
Ny ao anatiny dia ovaina ho kalesin-dalamby.
04:47
You use separate lanes, dedicated lanes.
105
287260
3000
Mampiasa zotra misaraka, zotra izay efa voatokana.
04:50
The contractors, they don't like that.
106
290260
2000
Ny mpandraharaha, tsy dia tia loatra azy ity.
04:52
You don't have to dig deep down underground.
107
292260
3000
Tsy dia mila mangady lalina loatra.
04:55
You can build nice stations.
108
295260
2000
Afaka manamboatra fiantsonana mahafinaritra.
04:57
This is actually a station that we're doing in Rio.
109
297260
3000
Ity ohatra dia misy toerana fiantsonana izay amboarinay ao Rio.
05:00
Again, you don't have to dig deep down underground
110
300260
2000
Averiko indray mandeha, tsy dia ilaina ny mangady lalina loatra
05:02
to make a station like that.
111
302260
2000
raha hanao toerana fiantsonana toy itony.
05:04
This station has the same comfort, the same features
112
304260
3000
Ity fiantsonana ity dia mitovy hatsarana, mitovy zava-bita
05:07
as a subway station.
113
307260
2000
amin'ny fiantsonana "métro"
05:09
A kilometer of this costs a tenth of a subway.
114
309260
3000
Iray kilometatra amin'io anefa dia am-pahafolon'ny vidin'ny métro.
05:12
So spending much less money and doing it much faster,
115
312260
3000
Tsy dia mandany vola betsaka, kanefa mahavita haingana kokoa,
05:15
you can really change the way people move.
116
315260
2000
afaka manova marina ny fivezivezen'ny olona.
05:17
This is a map of Rio.
117
317260
2000
Indro misy sarintanin'i Rio.
05:19
All the lines, the colored lines you see there,
118
319260
3000
Ireo làlana rehetra, ny làlana rehetra miloko hitanao eto,
05:22
it's our high-capacity transportation network.
119
322260
3000
dia tamba-jotra fitanterana mahazaka olona maro.
05:25
In this present time today,
120
325260
2000
Amin'izao fotoana izao,
05:27
we only carry 18 percent of our population
121
327260
3000
dia mitatitra 18% n'ny mponina misy ao aminay izahay
05:30
in high-capacity transportation.
122
330260
2000
amin'ny alalan'ireo fomba fitanterana mahazaka olona maro ireo
05:32
With the BRTs we're doing,
123
332260
2000
Miaraka amin'ny BRT izay ataonay,
05:34
again, the cheapest and fastest way,
124
334260
3000
marihiko eto indray, fa mora vidy sy haingam-pandeha,
05:37
we're going to move to 63 percent of the population
125
337260
4000
hisondrotra 63% ny mponina
05:41
being carried by high-capacity transportation.
126
341260
2000
ho tanterina amin'itony fomba fitanterana mahazaka olona maro itony.
05:43
So remember what I said:
127
343260
2000
Tadidio ny teniko teo:
05:45
You don't always have to be rich or powerful
128
345260
2000
Tsy ilaina akory ny manan-karena sy matanjaka
05:47
to get things done.
129
347260
2000
ahavitana zavatra.
05:49
You can find original ways to get things done.
130
349260
3000
Afaka mahita fomba hafa ianao hanaovan-javatra.
05:52
So the second commandment I want to leave you tonight
131
352260
2000
Ny didy faharoa homeko anareo androany hariva
05:54
is, a city of the future
132
354260
2000
dia, ny tanànan'ny ampitso
05:56
has to deal with mobility and integration
133
356260
3000
dia mila miatrika ny fitanterana ny olona rehetra
05:59
of its people.
134
359260
3000
monina ao aminy.
06:02
Moving to the third commandment.
135
362260
3000
Hojerentsika ny didy fahatelo.
06:05
And this is the most controversial one.
136
365260
2000
Izy ity no miteraka ny ady hevitra betsaka indrindra.
06:07
It has to do with the favelas, the slums --
137
367260
3000
ary mahakasika ny faritra iva, ireo fokontany mahantra
06:10
whatever you call it, there are different names all over the world.
138
370260
3000
antsoy amin'izay tianareo iantsoana azy, omena anarana isan-karazany izy ireny eran-tany.
06:13
But the point we want to make here tonight
139
373260
2000
Fa ny tiana hotsipihina eto androany
06:15
is, favelas are not always a problem.
140
375260
4000
dia: tsy voatery ho olana ireny faritra iva ireny.
06:19
I mean, favelas can sometimes
141
379260
3000
Ny tiako ho lazaina dia izao, ny faritra iva ihany koa
06:22
really be a solution,
142
382260
2000
dia mety ho vaha-olana,
06:24
if you deal with them,
143
384260
2000
raha toa ka karakaraintsika izy ireny,
06:26
if you put public policy inside the favelas.
144
386260
2000
raha toa ka asiana mpitandro ny filaminana amin'ireny faritra iva ireny.
06:28
Let me just show a map of Rio again.
145
388260
2000
Aleo asehoko anareo amin'ny sarintany.
06:30
Rio has 6.3 million inhabitants --
146
390260
3000
Rio dia misy mponina 6,3 tapitrisa--
06:33
More than 20 percent, 1.4 million, live in the favelas.
147
393260
4000
Maherin'ny 20%, 1,4 tapitrisa, dia miaina amin'izany faritra iva izany.
06:37
All these red parts are favelas.
148
397260
2000
Ireny faritra menamena ireny dia faritra iva avokoa.
06:39
So you see, they are spread all over the city.
149
399260
3000
Raha jerenareo, dia miparitaka manerana ny renivohitra izy ireny.
06:42
This is a typical view of a favela in Rio.
150
402260
3000
Toy izao ohatra izany faritra iva ao Rio izany raha jerena.
06:45
You see the contrast between the rich and poor.
151
405260
3000
Hita miavaka tokoa ny mpanan-karena sy ny mahantra.
06:48
So I want to make two points here tonight about favelas.
152
408260
3000
Anio dia zavatra roa no tiako hasongadina mikasika ny faritra iva.
06:51
The first one is,
153
411260
2000
Ny voalohany dia ity,
06:53
you can change from what I call a [vicious] circle
154
413260
2000
afaka ovany avy amin'ny olana tsy misy fetra
06:55
to a virtual circle.
155
415260
2000
ho vahaolana tsy manam-petra izy ireny.
06:57
But what you've got to do to get that
156
417260
2000
Mba hatongavana amin'izany kosa
06:59
is you've got to go inside the favelas,
157
419260
3000
dia mila miditra any anatin'ireny faritra iva ireny,
07:02
bring in the basic services --
158
422260
2000
mitondra ireo filàna fototra--
07:04
mainly education and health -- with high quality.
159
424260
3000
indrindra indrindra fa ny fanabeazana, ny fahasalamana -- manara-penitra.
07:07
I'm going to give a fast example here.
160
427260
2000
Omeko ohatra maimaika ianareo.
07:09
This was an old building in a favela in Rio --
161
429260
2000
Ity dia trano avo antitrantitra amin'ny faritra iva iray ao Rio --
07:11
[unclear favela name] --
162
431260
2000
[tsy dia mazava ny anaran'ilay toerana]
07:13
that we just transformed into a primary school,
163
433260
3000
izay novainay ho sekoly ambaratonga fototra,
07:16
with high quality.
164
436260
3000
manara-penitra.
07:19
This is primary assistance in health
165
439260
2000
Ity dia toeram-piandraiketana ara-pahasalamana ifotony
07:21
that we built inside a favela,
166
441260
2000
izay naorinay tamina faritra iva iray,
07:23
again, with high quality.
167
443260
2000
manara-penitra ihany koa.
07:25
We call it a family clinic.
168
445260
2000
Toera-pitsaboana hoan'ny fianakaviana no iantsoanay azy.
07:27
So the first point is bring basic services
169
447260
2000
Ny tokony atao voalohany dia ny fitondrana ny filàna fototra
07:29
inside the favelas
170
449260
2000
amin'ireny faritra iva ireny
07:31
with high quality.
171
451260
2000
ary manara-penitra izany.
07:33
The second point I want to make about the favelas
172
453260
2000
Ny teboka faharoa tiako hapetraka dia izao,
07:35
is, you've got to open spaces in the favela.
173
455260
2000
mila anokafana sehatra malalaka amin'ireny faritra iva ireny.
07:37
Bring infrastructure
174
457260
2000
Manorena fotodrafitrasa
07:39
to the favelas, to the slums, wherever you are.
175
459260
3000
any amin'ny faritra iva, any amin'ny fokontany mahantra, n'aiza n'aiza misy anareo.
07:42
Rio has the aim, by 2020,
176
462260
2000
Rio dia manana tanjona tratrarina amin'ny 2020,
07:44
to have all its favelas completely urbanized.
177
464260
3000
dia ny mba ho tanàn-dehibe tanteraka ny faritra iva ao aminy.
07:47
Another example, this was completely packed with houses,
178
467260
3000
Ohatra iray hafa, ity toerana ity taloha dia feno trano,
07:50
and then we built this, what we call, a knowledge square.
179
470260
3000
avy eo izahay nanangana an'ity, izay antsoinay hoe toeran'ny fahalalàna.
07:53
This is a place with high technology
180
473260
2000
Toerana misy ny teknolojia farany
07:55
where the kids that live in a poor house next to this place
181
475260
3000
ny ankizy mipetraka amin'ny trano manodidina ity toerana ity
07:58
can go inside and have access to all technology.
182
478260
3000
dia miditra ao ary mampiasa ireo teknolojia farany izay misy ao.
08:01
We even built a theater there -- 3D movie.
183
481260
3000
Nasianay trano fijerena sary mihetsika mihitsy ary tao--ary sary mihetsika 3D.
08:04
And this is the kind of change you can get for that.
184
484260
4000
Ary toy izany ny fiovana azonao amin'izany.
08:08
And by the end of the day you get something better than a TED Prize,
185
488260
3000
Ary mandra-pahariva ny andro dia betsaka nohon'ny loka "TED prize" no ho azonao amin'izany,
08:11
which is this great laugh
186
491260
2000
dia ny tsiky feno hafaliana
08:13
from a kid that lives in the favela.
187
493260
2000
atolotry ny ankizy miaina amin'ireny faritra iva ireny.
08:15
So the third commandment I want to leave here tonight
188
495260
3000
Ny didy fahatelo apetrako aminareo anio
08:18
is, a city of the future
189
498260
3000
dia: ny tanàn-dehibe ho avy
08:21
has to be socially integrated.
190
501260
2000
dia tokony hampidirana ny resaka sosialy.
08:23
You cannot deal with a city
191
503260
2000
Tsy tokony hisy tanàn-dehibe
08:25
if it's not socially integrated.
192
505260
2000
izay tsy manana ny lafiny sosialy mifampiditra aminy.
08:27
But moving to our fourth commandment,
193
507260
4000
Mba ahafahako miampita amin'ny didy faha efatra,
08:31
I really wouldn't be here tonight.
194
511260
2000
Raha ny tokony ho izy dia tsy tokony ho eto aho androany.
08:33
Between November and May, Rio's completely packed.
195
513260
5000
Ny vola novambra sy may, dia feno olona i Rio
08:38
We just had last week Carnivale.
196
518260
2000
Tamin'ny herin'andro ambony izahay dia tao anatin'ny Carnaval.
08:40
It was great. It was lots of fun.
197
520260
2000
Nahafinaritra tokoa. Ary tena nampiala voly.
08:42
We have New Year's Eve.
198
522260
2000
Eo koa ny fankalazana ny faran'ny taona.
08:44
There's like two million people on Copacabana Beach.
199
524260
2000
Misy olona miisa 2 tapitrisa eo eny amoron-tsirak'i Copacabana.
08:46
We have problems.
200
526260
2000
Misy olana izahay.
08:48
We fight floods, tropical rains at this time of the year.
201
528260
3000
Miady amin'ny fiakaran'ny rano izahay, ny oram-pahavaratra amin'izao vanim-potoana izao.
08:51
You can imagine how people get happy with me
202
531260
2000
Azonareo an-tsaina ny hafalian'ny olona manana ahy
08:53
watching these kinds of scenes.
203
533260
2000
raha mijery izao zavatra ataoko izao.
08:55
We have problems with the tropical rains.
204
535260
3000
Manana olana maro izahay nohon'ny oram-pahavaratra.
08:58
Almost every year
205
538260
2000
Matetika isan-taona
09:00
we have these landslides, which are terrible.
206
540260
2000
eo ny fihotsahan'ny tany, izay mampidi-doza.
09:02
But the reason I could come here
207
542260
2000
Fa ny antony nahatonga ahy ho tonga eto
09:04
is because of that.
208
544260
2000
dia nohon'izany antony izany.
09:06
This was something we did with IBM
209
546260
3000
Zavatra niarahanay niasa tamin'i IBM
09:09
that's a little bit more than a year old.
210
549260
2000
herin-taona mahery izay.
09:11
It's what we call the Operations Center of Rio.
211
551260
3000
Izay antsoinay hoe "Foibe Fitantanana"
09:14
And I wanted to show that I can govern my city, using technology,
212
554260
3000
Ary tiako aseho anareo fa voafehiko ny fitantanana ny tanàna, amin'ny fampiasana teknolojia.
09:17
from here, from Long Beach,
213
557260
2000
avy eto Long Beach,
09:19
so I got here last night and I know everything.
214
559260
2000
tonga teto aho alina de fantatro daholo ny zavatra mitranga.
09:21
We're going to speak now to the Operations Center.
215
561260
2000
Aleo ho resahan-tsika izao ny momban'ny Foibe Fitantanana.
09:23
This is Osorio,
216
563260
2000
Indro Osorio
09:25
he's our secretary of urban affairs.
217
565260
2000
izy no mpiandraikitra ny raharaha an-drenivohitra any aminay.
09:27
So Osorio, good to be there with you.
218
567260
3000
Osorio, tsara ny miaraka aminao any.
09:30
I've already told the people
219
570260
2000
Efa nilazako ny olona rehetra
09:32
that we have tropical rain this time of year.
220
572260
3000
fa misy oram-pahavaratra isika amin'izao vanim-potoana izao.
09:35
So how's the weather in Rio now?
221
575260
2000
Manahoana ny toetr'andro any Rio any amin'izao ?
09:37
Osorio: The weather is fine. We have fair weather today.
222
577260
3000
Osorio: Tasara ny andro. Mibaliaka ny masoandro androany.
09:40
Let me get you our weather satellite radar.
223
580260
3000
Asehoko anareo ny "radar satellite" ny teotr'andro.
09:43
You see just a little bit of moisture around the city.
224
583260
3000
Somary mando kely fotsiny ny manodidina ny tanàna.
09:46
Absolutely no problem in the city in terms of weather,
225
586260
4000
Tsy misy olana ara-toetr'andro ny ao an-tanàn-dehibe,
09:50
today and in the next few days.
226
590260
2000
anio sy ny andro manaraka.
09:52
EP: Okay, how's the traffic?
227
592260
2000
EP: Tsara izany, ary mahoana kosa ny fifamoivoizan'ny fiara?
09:54
We, at this time of year, get lots of traffic jams.
228
594260
2000
Amin'ny vanin'andro toy izao izahay dia somary mitohana ny fifamoivoizana.
09:56
People get mad at the mayor. So how's the traffic tonight?
229
596260
3000
Manontany ny ben'ny tanana ny olona. Manahoana ny fifamoivoizan'ny fiara anio hariva ?
09:59
Osario: Well traffic tonight is fine.
230
599260
2000
Osario: Mizotra tsara ny fifamoivoizana anio hariva.
10:01
Let me get you one of our 8,000 buses.
231
601260
4000
Ndeha ho jerena ny iray amin'ireo bus 8000
10:05
A live transmission in downtown Rio for you, Mr. Mayor.
232
605260
3000
Fampitàna mivantana avy ao an-tampon-tanànan'i Rio ho anao Andriamatoa Ben'ny tanana.
10:08
You see, the streets are clear.
233
608260
2000
Hitanareo amin'izao fa malalaka ny làlana.
10:10
Now it's 11:00 pm in Rio.
234
610260
3000
Efa amin'ny 11 alina izao any Rio.
10:13
Nothing of concern in terms of traffic.
235
613260
2000
Tsy misy olana ny lafin'ny fifamoivoizana.
10:15
I'll get to you now the incidents of the day.
236
615260
3000
Ho tantaraiko aminareo amin'izay ny zavatra rehetra nitranga androany.
10:18
We had heavy traffic early in the morning
237
618260
3000
Nikatso ny fifamoivoizan'ny fiara tamin'ny maraina teo
10:21
and in the rush hour in the afternoon,
238
621260
2000
ny atoandro tamin'ny ora firavana ihany koa,
10:23
but nothing of big concern.
239
623260
2000
fa tsy dia nisy olana goavana.
10:25
We are below average
240
625260
2000
Izao isika dia efa latsaky ny salan'isa
10:27
in terms of traffic incidents in the city.
241
627260
2000
raha ny lozam-pifamoivoizana an-tanàn-dehibe no resahina.
10:29
EP: Okay, so you're showing now some public services.
242
629260
2000
EP: Mazava, asehoy anay kely hoe ny mikasika ireo raharaham-bahoaka.
10:31
These are the cars.
243
631260
2000
Ireto ireo fiara.
10:33
Osorio: Absolutely, Mr. Mayor.
244
633260
2000
Osorio: Izy indrindra, Andriamatoa ben'ny tanàna.
10:35
Let me get you the fleet of our waste collection trucks.
245
635260
3000
Indro asehoko anareo ny toerana fiantsonan'ny fiara mpaka fako.
10:38
This is live transmission.
246
638260
2000
Marihiko fa mivantana isika izao.
10:40
We have GPS's in all of our trucks.
247
640260
2000
Misy GPS avokoa ireo fiara rehetra.
10:42
And you can see them working
248
642260
2000
Ireo hitanareo mandeha ireny
10:44
in all parts of the city.
249
644260
2000
manerana ny renivohitra.
10:46
Waste collection on time.
250
646260
2000
Maka ny fako rehetra ara-potoana.
10:48
Public services working well.
251
648260
2000
Mandeha tsara ny raharaham-bahoaka.
10:50
EP: Okay, Osorio, thank you very much.
252
650260
2000
EP: Eny ary, Osorio, misaotra betsaka.
10:52
It was great to have you here.
253
652260
2000
Amin-kafaliana lehibe ny fananana anao aty.
10:54
We're going to move so that I can make a conclusion.
254
654260
2000
Handroso isika ahafahana mametraka ny teny famaranana.
10:56
(Applause)
255
656260
3000
(tehaka mirefodrefotra)
10:59
Okay, so no files, this place, no paperwork,
256
659260
4000
Eny, tsy misy fitahirizana an-taratasy eto ary tsy misy taratasy atao,
11:03
no distance, 24/7 working.
257
663260
3000
tsy misy elanelana, miasa andro aman'alina mandritry ny herinandro
11:06
So the fourth commandment I want to share with you here tonight
258
666260
3000
Ny didy faha efatra hozaraiko aminareo eto androany hariva
11:09
is, a city of the future
259
669260
2000
dia: ny tanàn-dehibe rahampitso
11:11
has to use technology to be present.
260
671260
2000
dia mila ny fampiasana teknolojia eo anivony.
11:13
I don't need to be there anymore to know and to administrate the city.
261
673260
3000
Tsy mila eny an-toerana akory ny fitantanana ny tanàna.
11:16
But everything that I said here tonight, or the commandments,
262
676260
3000
Fa ny zavatra rehetra nolazaiko androany, ireo didy voalazako ireo
11:19
are means, are ways,
263
679260
2000
dia fomba samihafa,
11:21
for us to govern cities --
264
681260
3000
fitantanana tanàn-dehibe --
11:24
invest in infrastructure, invest in the green,
265
684260
2000
mampiasà vola amin'ny fanorenana fotodrafitrasa, mampiasà vola amin'ny tontolo iainana,
11:26
open parks, open spaces,
266
686260
2000
manokafa kianja filalaovana sy toerana malalaka,
11:28
integrate socially, use technology.
267
688260
3000
ampidiro ny lafiny sosialy, ampiasao ny teknolojia.
11:31
But at the end of the day, when we talk about cities,
268
691260
3000
Fa raha zohina, rehefa miresaka tanan-dehibe isika,
11:34
we talk about a gathering of people.
269
694260
2000
dia miresaka fampifandraisana ny olona
11:36
And we cannot see that as a problem.
270
696260
2000
ary tsy tokony izany no olana.
11:38
That is fantastic.
271
698260
2000
Tena mahafinaritra.
11:40
If there's 3.5 billion now,
272
700260
2000
Raha misy 3,5 lavitrisa amin'izao,
11:42
it's going to be six billion then it's going to be 10 billion.
273
702260
2000
hiakatra 6 lavitrisa izany ary ho tonga 10 lavitrisa.
11:44
That is great, that means we're going to have
274
704260
3000
Tsara tokoa izany, satria midika fa
11:47
10 billion minds working together,
275
707260
2000
10 lavitrisa ny saina miara miasa,
11:49
10 billion talents together.
276
709260
3000
10 lavitrisa ny talenta mitambatra.
11:52
So a city of the future,
277
712260
2000
Ny tanàn-dehibe ho avy,
11:54
I really do believe
278
714260
2000
dia inoako
11:56
that it's a city that cares about its citizens,
279
716260
3000
fa ho tanàna liana amin'ny mponina ao aminy,
11:59
integrates socially its citizens.
280
719260
2000
mampifandray ny lafiny socialy ny mponina ao aminy.
12:01
A city of the future is a city that can never let anyone out
281
721260
3000
Ny tanàn-dehibe hoavy dia tanàna tsy mamela ny olona
12:04
of this great party, which are cities.
282
724260
2000
any ivelan'ny fety lehibe, izay antsoina hoe tanàn-dehibe.
12:06
Thank you very much.
283
726260
2000
Misaotra betsaka.
12:08
(Applause)
284
728260
7000
(Tehaka mirefodrefotra)
Momba ity tranokala ity

This site will introduce you to YouTube videos that are useful for learning English. You will see English lessons taught by top-notch teachers from around the world. Double-click on the English subtitles displayed on each video page to play the video from there. The subtitles scroll in sync with the video playback. If you have any comments or requests, please contact us using this contact form.

https://forms.gle/WvT1wiN1qDtmnspy7