Let's talk about sex - John Bohannon and Black Label Movement

Ndao hiresaka fananahana - John Bohannon sy ny Black Label Movement

170,681 views

2012-12-03 ・ TED-Ed


New videos

Let's talk about sex - John Bohannon and Black Label Movement

Ndao hiresaka fananahana - John Bohannon sy ny Black Label Movement

170,681 views ・ 2012-12-03

TED-Ed


Please double-click on the English subtitles below to play the video.

00:00
Transcriber: Andrea McDonough Reviewer: Bedirhan Cinar
0
0
7000
00:46
Let's talk about the facts of life.
1
46091
3117
Hiresaka momba ny zava-misy eo amin'ny fiainana isika.
00:49
You remember that conversation you had when you were a kid
2
49208
2958
Tadidinareo angamba tamin'ny mbola zaza, ireny resaka
00:52
about sex
3
52166
1214
momba ny fananahana
00:53
or drugs
4
53380
1362
sy ny zava-mahadomelina
00:54
with your parents or some trusted adult?
5
54742
3594
nifanaovana tamin'ny ray aman-dreny na olon-dehibe natokisana ireny?
00:58
Probably not
6
58336
1708
Angamba tsia
01:00
because it's a myth.
7
60044
1358
satria angano fotsiny izany.
01:01
You don't talk to kids about that stuff.
8
61402
1826
Tsy resahina amin'ny ankizy ny zavatra toy ireny.
01:03
It's just so embarrassing.
9
63228
2249
Mahamenatra loatra.
01:09
And, hey, maybe that's OK.
10
69356
1956
Kanefa, ohatran'ny mety ihany an.
01:11
We've been outsourcing the facts of life for decades.
11
71312
1977
Toa navelantsika hataon'ny hafa ny zavatra toy izany am-polon-taona maro izay.
01:13
We spend billions of dollars on it.
12
73289
2027
Nandaniantsika lavitrisa dolara maro izany.
01:15
So, why talk to kids when you can just turn on the TV?
13
75316
3075
Fa maninona moa no hiresaka amin'ny ankizy raha toa ka vitan'ny fahitalavitra izany?
01:18
I learned about drugs from an egg and a frying pan:
14
78391
3815
Ny nahafantarako momba ny zava-mahadomelina dia ny ohatry ny lapoaly sy ny atody:
01:22
"This is drugs,
15
82206
1345
"Ity ny zava-mahadomelina,
01:23
and this is your brain on drugs.
16
83551
1482
dia ity ny atidohanao rehefa voan'ny zava-mahadomelina.
01:25
Pssssssss.
17
85033
1146
Pssssssss.
01:26
Any questions?"
18
86179
1438
Misy fanontaniana?"
01:27
Yeah, actually, I did.
19
87617
2083
Ie, izay tokoa no zava-nisy.
01:29
But it's not about questions.
20
89700
2050
Fa tsy fanontaniana no resaka eto.
01:36
It's about data.
21
96549
1248
Fa ny antontan'isa.
01:39
In the 1980's when I was growing up,
22
99151
1493
Tany amin'ny taona 1980, fony aho mbola kely,
01:40
those data were terrifying parents:
23
100644
2451
nampirohorohoro ny ray aman-dreny tokoa ireo antontan'isa ireo:
01:43
1% of high school seniors had try heroin,
24
103496
3228
1%'ny mpianatra eny amin'ny lycée no efa nanandrana héroïne,
01:46
12% hallucinogens,
25
106724
1168
12% nanandrana zava-mahadomelina manova ny fahatsapana,
01:47
12% tranquilizers,
26
107892
1221
12% zava-mahadomelina mampitony,
01:49
17% cocaine,
27
109113
1718
17% cocaïne,
01:50
26% stimulants,
28
110831
1716
26% zava-mahadomelina manaitaitra,
01:52
and over 50% of us had tried marijuana.
29
112547
3208
ary mihoatra ny 50% no efa nandray rongony.
01:55
It was an epidemic!
30
115755
1769
Azo lazaina ho tena valan'aretina tokoa izany!
01:57
At least, that's what they told us.
31
117524
1679
Izay aloha no nolazaina tamintsika e.
01:59
And marijuana was the gateway drug, leading to all the harder stuff.
32
119203
3391
Ary ny rongony no zava-mahadomelina manoka-baravarana amin'ireo zava-mahadomelina maherihery kokoa.
02:02
Of course, 92% of us were drinking alcohol,
33
122594
4103
Mazava ho azy, 92% amintsika no misotro toaka,
02:06
and that was killing more of us than all drugs combined.
34
126697
3390
ary mamono betsaka kokoa noho ny zava-mahadomelina rehetra mitambatra izany.
02:10
But, nevermind, it's legal.
35
130087
2811
Fa tsisy kôzy satria ara-dalàna.
02:12
So we declared war on drugs!
36
132898
2259
Raikitra ary ny ady amin'ny zava-mahadomelina!
02:15
Nancy Reagan was our general.
37
135157
2280
Nancy Reagan no jeneraly.
02:17
All drugs will kill you, so just say, "No!"
38
137437
3282
"Lavo ny daina fa mamono ny aina!"
02:20
Just say, "No!" to pot.
39
140719
1608
"Lavo ny maina!".
02:22
Just say, "No!" to cocaine.
40
142327
1688
"Lavo ny cocaïne!".
02:24
Just say, "No!" to everything.
41
144015
2923
"Lavo daholo izy rehetra!".
02:28
So simple!
42
148092
1135
Tsotra be!
02:29
If you want to save kids,
43
149227
1584
Raha tianao ho avotra ny ankizy,
02:30
you have to scare the hell out of them!
44
150811
1860
dia ampihorohoroy mafy izy!
02:32
And we spent ridiculous amounts of money doing that.
45
152671
3230
Dia nandany vola tsy toko tsy forohina ary isika nanao izany.
02:35
Soon that war on drugs spread to become a war on sex.
46
155901
4095
Dia nivadika tsikelikely ho ady amin'ny fananahana indray ary ity izy.
02:39
We were pushing abstinence on kids to fight AIDS.
47
159996
3686
Noraràna mafy ny ankizy tsy hanao firaisana mba hisorohana ny SIDA.
02:43
And when all the data finally came home,
48
163682
3006
Ary rehefa nangonina ary ny antontan'isa,
02:46
guess what:
49
166688
1303
inona hoy ianareo:
02:48
completely ineffective.
50
168852
2439
tsy nahomby na dia kely aza.
02:51
We love big solutions to big problems, don't we?
51
171291
4500
Tiantsika mihitsy ny mandray vahaolana lehibe amin'ireo olana lehibe, sa tsy izany?
02:55
What if the facts of life don't work that way?
52
175791
2254
Ahoana ary raha tsy toy izay no tena fandehany?
02:58
What if the experience of having that conversation can't be mass-produced?
53
178615
5247
Ahoana raha tsy vita atao amin'ny besinimaro izay resaka izay?
03:03
What if it can't be scaled up?
54
183862
1772
Na tsy afaka ampiakarina sehatra ambonimbony kokoa?
03:06
Well, that would be very frustrating for everyone in this industry, wouldn't it?
55
186619
2743
Mety hanahirana ihany an!
03:09
And, many of them are really trying to help.
56
189362
2405
Ary betsaka tokoa ireo miezaka manampy.
03:11
Who, then?
57
191767
1316
Iza ary?
03:13
Us.
58
193499
1065
Isika.
03:15
We have to talk to kids.
59
195103
1652
Mila miresaka amin'ny ankizy isika.
03:16
Openly and honestly.
60
196755
2132
Miresaka mivantana sy tsy misy miafinafina.
03:18
But are we ready to be honest?
61
198887
2005
Fa vonona amin'izany ve nefa isika?
03:21
I don't think so.
62
201693
1616
Tsia, raha ny fahitako azy.
03:23
We mythologize childhood.
63
203740
1972
Nataontsika toy ny angano ny fahazazana.
03:28
Mine was in Stone Mountain, Georgia,
64
208145
1734
Ny fahazazako manokana dia tany Stone Mountain, any Georgie,
03:29
a completely typical 1980's American suburb.
65
209879
3622
sisin-tanàna amerikanina toy ny mahazatra tany amin'ny taona 1980.
03:33
For the parents, a wholesome paradise of bridge parties and tennis games.
66
213501
4462
Paradisan'ny fanaovana bridge sy lalao tennis ho an'ny ray aman-dreny.
03:37
For us kids, we were all working on a secret research project,
67
217963
4820
Ho anay ankizy kosa, nanana tetik'asa fikarohana miafina izahay tamin'izany,
03:42
and our laboratory was in the woods after school,
68
222783
2886
ary tany anaty alaala tany no laboratoara rehefa mirava mianatra,
03:45
under the covers during sleep-overs,
69
225669
2469
any anaty bodofotsy rehefa matory any amin'ny namana,
03:48
really, any opportunity we could take
70
228138
1689
rehefa afaka manala akanjo
03:49
to peel off our clothes and investigate.
71
229827
3273
sy manadihady ny ao anatiny.
03:53
What were these things,
72
233100
1615
Inona ary itony zavatra itony,
03:54
bodies?
73
234715
731
vatana?
03:55
What do they do?
74
235446
1084
Inona no ataony?
03:56
We had to figure them out
75
236530
1678
Dia lasa saina ery nandinika azy.
03:58
and that's childhood.
76
238208
1532
dia izay ny fahazazana.
03:59
It's not just fun and games,
77
239740
1804
Tsy hoe nilalao sy nanala azy fotsiny,
04:01
it's actually a Manhattan project of nakedness.
78
241544
3024
fa tena tetik'asan'ny fiboridanana tao Manhattan mihitsy.
04:04
And then you walk into your first class in middle school,
79
244923
2944
Avy eo niakatra sekoly ambaratonga faharoa,
04:07
and the bomb goes off.
80
247867
1697
dia teo no nipoaka ny marina rehetra.
04:10
You are not just a body any more.
81
250549
1727
Tsy vatana fotsiny intsony kay ianao.
04:14
Oh no, now you are grotesque.
82
254535
2446
Toa lasa zavatra hafahafa.
04:17
That's when the suffering really starts.
83
257936
3110
Izay vao tonga ilay tena maharary.
04:21
So, yeah, talk to kids.
84
261677
2353
Resaho ary ny ankizy.
04:24
But if you are not honest about your own experiences first,
85
264030
2782
Fa raha tsy mitsotra ny marina momba ny traikefanao manokana ianao,
04:26
everything you say smells like bullshit.
86
266812
3613
dia ho toy ny lainga daholo izay lazainao rehetra.
04:31
Don't worry, you can practice
87
271210
2620
Aza manahy, afaka mampihatra ianao
04:34
and you should start by talking to the one kid you definitely know:
88
274584
2863
ary atombohy amin'ny ankizy tena fantatrao indrindra:
04:37
you.
89
277447
1480
ianao ihany.
04:39
What kind of kid were you?
90
279806
2116
Ankizy toy inona ianao?
04:41
What troubled you?
91
281922
2055
Inona no tena olanao?
04:45
For me, it was age 13.
92
285008
2784
Ho ahy manokana dia ny faha-13 taonako
04:47
That was the worst year.
93
287793
2437
no tena tsapako naharary ahy indrindra.
04:50
I was obsessively curious about sex
94
290230
2993
Liana fatratra tamin'ny fananahana aho
04:53
and also deeply ashamed by it.
95
293223
2540
sady menatra mafy amin'ilay izy ihany koa.
04:55
It wasn't my only problem, of course, not by a long shot,
96
295763
3058
Mazava ho azy tsy izay irery no olako,
04:58
but it was the beginning of a downward spiral.
97
298821
3331
saingy teo no nanomboka nivary lavo
05:02
And my bad luck was to hit bottom
98
302152
1494
Ary niafarany aza dia latsaka ambany dia ambany tokoa
05:03
while watching "The Wall" by Pink Floyd,
99
303646
3872
rehefa nijery an'ilay "The Wall", hiran'i Pink Floyd,
05:07
which is a bad idea for a miserable 13-year old high on weed.
100
307518
3907
izay tena nanoro vohona tanteraka ahy, izay boay kely 13 taona, mpifoka rongony.
05:11
So, that night, for whatever reason,
101
311425
2576
Tsy haiko izay tena antony,
05:14
it seemed like good idea to shave off my eyebrows,
102
314001
4259
fa tamin'io alina io dia noharatako ny volomasoko,
05:18
and then try to kill myself by swallowing all the pills in the bathroom,
103
318260
4183
ary saika namono tena tao amin'ny efitrano fidiovana aho, nitelina fanafody,
05:22
which was not at all fatal,
104
322443
2113
saingy tsy maty aloha e,
05:24
but everyone noticed the eyebrows.
105
324556
2923
saingy tsikaritry ny rehetra ilay volomaso noharatana.
05:27
And that made middle school extra fun.
106
327479
2822
Ka lasa fihomehezana tany an-tsekoly.
05:30
So, what was your low point?
107
330301
2423
Noho izany, inona no tena fahalemenao?
05:32
And if you could build a time machine to travel back and talk to that kid,
108
332724
4104
Ary raha afaka namboatra masiinina ahafahana miverina any amin'ny lasa ianao ka afaka miresaka amin'io ankizy io indray,
05:36
what would you say to yourself?
109
336828
2631
inona no hambaranao azy?
05:39
For me, it was easy.
110
339459
1304
Ho ahy, mora ny nanao azy.
05:40
All I really needed was someone to reassure me
111
340763
2459
Ny hany nilaiko dia olona afaka manome toky ahy
05:43
that somehow I was a normal part of the universe.
112
343222
3257
fa toy ny zava-drehetra misy amin'nizao tontolo izao ihany aho.
05:46
But I didn't feel like I could talk to anyone.
113
346479
2463
Saingy tsy hiresaka amin'iza na amin'iza aho.
05:48
And yet weirdly, I fully expected a time traveler
114
348942
2654
Na dia izany aza, mba nanantena masinina fiverenana any amin'ny lasa aho
05:51
to materialize at any time
115
351596
1197
ahafahako mandeha amin'izay fotoana rehetra tiako
05:52
because I was a geek.
116
352793
1946
satria izaho rahateo adalan'ny teknolojia izay ihany.
05:54
I didn't know if it would be my unborn son
117
354739
2408
Tsy fantatro raha ho ilay zanako lahy mbola tsy teraka ilay izy
05:57
or a T-101 cyborg.
118
357147
2123
na ho cyborg T-101.
05:59
But either one would be awesome!
119
359747
2545
Fa samy mety hahavariana daholo.
06:17
Hey, it's me, yourself from the future, in the year 2012.
120
377816
4783
Eh! Izaho ihany ity, ianao avy amin'ny ho avy, taona 2012.
06:22
I have crucial information for you, but not about the future, about the past,
121
382599
3990
Misy zavatra lehibe tiako lazaina aminao, tsy momba ny ho avy, fa momba ny efa lasa,
06:26
a billion years in the past, when this planet was covered with nothing but cells
122
386589
3322
lavitrisa taona lasa izay, fony mbola rakotra sela ity tany ity
06:29
and all they did was fight, eat, and divide;
123
389911
2370
ary ny hany nataony dia ny miady, mihinana ary mizara;
06:32
fight, eat, and divide.
124
392281
2121
miady, mihinana ary mizara.
06:34
Except for one.
125
394402
1403
Afa-tsy anankiray.
06:37
And that's your ancestor.
126
397037
2067
Dia ny razambenao izany.
06:39
This cell enslaved other ones,
127
399104
1721
Io sela iray dia nandevo ny hafa,
06:40
but master and slave became one.
128
400825
2764
ka lasa iray ny andevo sy ny tompo.
06:43
And then those cells invented sex,
129
403589
2838
ary namorona ny fananahana ireo sela ireo,
06:46
and then they invented the first bodies
130
406427
1461
ary namorona ny vatana voalohany
06:47
with each cell doing a different job,
131
407888
1834
ka samy nanana ny asany ireo sela,
06:49
some smelling,
132
409722
527
misy ny manimbolo,
06:50
some moving,
133
410249
1271
misy ny mihetsika,
06:51
some eating.
134
411520
2109
misy ny mihinana.
06:53
And the job of sex went to a special cell called the gamete.
135
413629
3991
Ary ny fananahana kosa dia sela iray antsoina hoe gameta no niandraikiitra azy.
06:58
And those bodies became giant.
136
418744
3733
Ary lasa goavambe ireo sela ireo avy eo.
07:07
The distance to the next body was vast so they had to swim.
137
427770
3157
Lasa lavitra ilay vatana hafa ka voatery nilomano izy ireo.
07:10
Most would be lost and die so they were mass-produced.
138
430927
3794
Ny ankamaroany very na maty an-dàlana hany ka tsy maintsy maro no nalefa.
07:14
Soon the oceans were a non-stop riot of sex and death
139
434721
4705
Taty aoriana dia lasa sakorokana fananahana sy fahafatesana
07:19
until 500 million years ago, when the first beast crawled onto land.
140
439426
4971
hatramin'ny 500 tapitrisa taona lasa izay, rehefa nanomboka nandady teto an-tany ireo biby voalohany.
07:33
Land is hard
141
453443
1998
Mafy ny tany
07:35
because bodies are heavy.
142
455441
2146
satria mavesatra ireo vatana.
07:37
And the sun kills gametes.
143
457587
1996
Ary namono gameta ny masoandro.
07:39
To keep them safe,
144
459583
1744
Mba hiarovana azy ireo,
07:46
so deep inside of a body,
145
466639
2083
dia namorona ranomasin akely
07:48
the mother builds a tiny ocean.
146
468722
2666
ny reniny ao anatin'ny vatana ao.
07:54
Outside are events of unimaginable violence.
147
474081
3861
Herisetra tsy hay eritreretina ny aty ivelany.
07:57
Whole new forms of life are being created
148
477942
2263
Betsaka ireo karazana aina vaovao niforona
08:00
only to be wiped away.
149
480205
2216
ary ringana nony avy eo.
08:02
Millions of years are flashing by.
150
482421
3149
Mandalo ireo tapitrisa taona.
08:05
But in here, it's always the same.
151
485570
3128
Saingy mitovy ihany ny ato.
08:11
Peace.
152
491175
1050
Filaminana be.
08:13
Just peace.
153
493549
1307
Filaminana fotsiny.
08:18
Maybe we will never know why,
154
498257
2489
Mety tsy ho haintsika mihitsy ny antony,
08:20
but of all the possible bodies that have appeared on this planet,
155
500746
3755
kenfa amin'ireo vatana rehetra niforona teto amin'ity tany ity,
08:24
it was this one,
156
504501
1898
dia ity iray ity,
08:26
bilaterally symmetric,
157
506399
1700
mirafitra mahitsy sady mira ila,
08:28
warm-blooded,
158
508099
1624
mafana rà,
08:29
bigger than a mouse,
159
509723
1192
lehibe noho ny totozy,
08:30
smaller than a horse,
160
510915
1682
kely noho ny soavaly,
08:32
2 legs, 10 toes,
161
512597
2800
tongotra 2, rantsantongotra 10,
08:35
no tail,
162
515397
1669
tsy misy rambo,
08:37
big brain,
163
517066
1940
be atidoha,
08:39
language,
164
519006
1328
miteny,
08:40
technology,
165
520334
1687
mahay raha,
08:42
and civilization
166
522021
814
08:42
rising and falling for thousands of years.
167
522835
2666
manana fomba sy kolontsaina
niaka-midina nandritry ny arivo taona.
08:49
And here you are,
168
529298
2232
Ary io ianao,
08:51
a 13-year old human
169
531530
1851
olona kely 13 taona
08:53
perplexed and embarrassed about sex.
170
533381
2890
sadaikatra sy menatra raha resaka fananahana.
08:56
That's what I came here to tell you:
171
536271
2412
Izay no nahatongavako hiresaka aminareo:
08:58
we don't know why sex evolved nor why it persists.
172
538683
4967
tsy haintsika ny antony nivoaran'ny fananahana na ny mbola mampisy azy.
09:03
Why don't we just clone ourselves like all life did a billion years ago?
173
543650
3203
Fa maninona raha samy anaovana "clones" fotsiny toy ny ny efa nisy lavitrisa taona lasa izay?
09:06
It's so much more efficient.
174
546853
1475
Toa mahomby kokoa.
09:08
We would all have babies, no mates.
175
548328
4017
Samy hahazo zanaka daholo, tsy mila vady.
09:12
It could be that children who are genetically different from each other are protected from disease.
176
552345
5136
mety ho voaaro amin'ny aretina ireo ankizy izay tsy misy mitovy rà sy firafitra jenetika.
09:17
And that is still our best guess.
177
557481
3534
Ary izay no tena eritreritsika.
09:21
So be comforted to know that even in the distant future,
178
561015
3825
Mifalia ary mahafantatra fa any aoriana be any,
09:24
in the year 2012,
179
564840
2446
amin'ny taona 2012,
09:27
we still don't know what sex is for.
180
567286
2804
dia mbola tsy haintsika ihany ny atao hoe fananahana.
09:30
It is perplexing.
181
570090
1418
Mbola mahasadaikatra ihany.
09:32
You shouldn't be embarrassed by it.
182
572815
2364
Tsy tokony hahamenatra io.
09:36
Sex is a beautiful puzzle.
183
576288
2357
Mistery mahafinaritra ny fananahana.
09:40
And without it, you simply would not be here.
184
580860
2528
Ary raha tsy misy azy, tsy misy olona tsotra izao.
10:03
By the way,
185
603265
2045
Efa eto ihany isika,
10:05
be nice to your little sister.
186
605310
2466
Tiavo ny anabavikelinao.
10:07
She's your best friend. You'll see.
187
607776
3859
Izy no namanao be indrindra. Ho hitanao.
Momba ity tranokala ity

This site will introduce you to YouTube videos that are useful for learning English. You will see English lessons taught by top-notch teachers from around the world. Double-click on the English subtitles displayed on each video page to play the video from there. The subtitles scroll in sync with the video playback. If you have any comments or requests, please contact us using this contact form.

https://forms.gle/WvT1wiN1qDtmnspy7